-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/11.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 11 De ino zany ny tsy ahazoanareo fa tsy momban'igny mofo igny mihitsy ny raha nizakaiko anareo? Membena sady mitandrema amin'ny masirasirany Fariseo mban'ny Sadoseo." \v 12 Aveo de azon'iary zareo my fa tsy hitandrina masiraran'ny mofo no nozakainy an'iary zareo, fa hitandrina ny amin'ny fampenaran'ny Fariseo sy Sadoseo.