-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/05.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 5 Ndreka tonga tagnilany ny mpianatra, de adignon'iary zareo ny nitondra mofo. \v 6 De nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Membena de mitandrema amin'ny masirasiran'ny Fariseo sy Sadoseo." \v 7 Niady hevitra aby ny mpianatra ka nizaka hoe: "Avy amintsika tsy nitondra mofo zany." \v 8 Jesôsy nafantatra an'izany de nizaka hoe: "Anareo kely finôna , Nagnino anareo samy anareo no miady hevitra kamizaka fa avy amin'ny tsy nitondranareo mofo izany?