-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/01.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 1 Tonga ny Fariseo mban'ny Sadoseo de nitsapa an'Azy ka nangataka an'Azy mba hagnano famantarana avy agny an-danitra. \v 2 De namaly Izy sady nizaka an'iary zareo hoe: "Ndreka alina, de mizaka anareo hoe: 'Ho tsara ny andro, fa mena ny lanitra.'