-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/34.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 34 Ndreka avy nitsaka iary zareo, de tonga tegny an-tànana tao Genesareta.\v 35 Ndreka nafantatra an'i Jesôsy ny lilahy tamin'ny toerana io, de nagnandefa hafatra tamin'ny faritra magnodidina marobe, de nandosin'iary zareo tamin'Azy zegny olona narary marobe. \v 36 Niangavy tamin'Azy iary zareo mba ho afaka mikitika na de ny moron'akanjony my aza, ka maro ny nikitika an'izany de sitrana.