-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/08.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 8 Ndreka avy nagnatoro hevitran'azy endriny, de nizaka izy hoe: "Omeo anaha aty, ambon'ny kopy, ny lohan'i Jaona mpagnano batisa." \v 9 Nalahelo be nony fangatahany ny mpanjaka, nefa nony voadiny sy ny olona marobe niaraka nihinagna tamin'Azy, de nagnome beko izy fa tsy mentsy ho vitaina zany.