-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/06.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 6 Ndreka tonga ny fieregnany andro naterahan'i Herôda, de nandihy ta tegnategnan'iary zareo vahiny natsovana ny zanaka viavin'i Herôdiasy ka natsatsara an'i Herôda. \v 7 Ho valin'izany, de nampagnategna tamin'ny fifantana izy mba hangome izay angatahiny na ino na ino.