-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/54.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 54 Aveo Jesôsy nandeha tamin'ny tanàna misy Anazy ka nampianatra ny fokonolona tamin'ny synagogan'iary zareo. Vokan'izany de gaga iary zareo ka nizaka hoe: "Avy taza nazahôn'io lilahy io fahalalany mban'ny ny fahagagana ?\v 55 Tsy io ma lilahy zanaka mpandrafitra igny? Tsy i Maria ma i endriny?Tsy Jakôba, i Jôsefa, i Simôna, de i Jodasy ma rahalahiny?\v 56 Tsy miaraka amintsena ma ny anakaviny maro be? Avy taza ma nazahôny an'ny raha maro be zany ?"