-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/47.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 47 Na koa, ny fanjakan'ny lanitra de ôtran'ny harato natsipy tan-dranomasina, ka nagnotroka ny karazagna raha managnaigna maro be. \v 48 Ndreka feno izany, de nisarihin'ny mpagnarato ho amoron-dranomasina. Aveo izy nipetraka ka nagnotroka ny raha tsara ho amin'ny pilasiny, fa ndregny tsy ilaina koza de nareny.