-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/36.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 36 Aveo Jesôsy de niala an'ny fokonolona de niditra tan-dragno. Nagnantogna Anazy ny mpianatrany ka nizaka hoe: "Azavay aminay ny fagnoharana mikasika ny tsimparifarin'ny tanim-boly." \v 37 Namaly Jesôsy ka nizaka hoe: "Ny mamafy voa tsara de ny Zanak'Olona. \v 38 Ny tanim-boly de izao tontolo izao; ka ny voa tsara, de ny zanaky ny fanjakana. Ny tsimparifary de ny zanaky ny ratsy, \v 39 ka ny fahavalo namafy an'azy de ny devoly. Ny fambilezana de ny fahataperan'izao tontolo izao, ka ny mpambely de ny anjely.