-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/31.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 31 Aveo Jesôsy namôka fagnoharana raika hafa tamin'iary zareo. Nizaka Izy hoe: "Ny fanjakan'ny lanitra de kara ny voatsinampy zay nalain'ny lilahy raika ka nafafiny tamin'ny tanimboliny.\v 32 Io voa io tegnany de tena voa bitaka amin'ny voa hafa marobe. Fa ndreka maniry izany, de lehibe ambonin'ny raha maniry amin'ny tanim-boly. Manjary kakazo zany, mba hipetahan'ny vorognan'ny habakabaka ka hagnano ny tragnon'iary zareo amin'ny ratsagny."