-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/29.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 29 Nizaka ny tompon'ny tany hoe: ' Aha!. Satria raha magnavotra ny tsimparifary anareo, de mety ho avotra miaraka aminazy koa ny vahatran'ny vary. \v 30 Avilay my hiaraka haniry izy roy mandrampam-bilezana. Amin'ny fotôna ambilezana de hizaka amin'ny mpambely aho hoe: "Alay eky ny ahi-dratsy de fatory aby mba hagnorôna an'azy, ka ahotrohy an-dragnamboko koza ny vary.""'