-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/03.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 3 Aveo Jesôsy de nizaka raha maro be tamin'iary zareo tamin'ny alalan'ny fagnoharana. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandeha nivôka hamafy voa.\v 4 Ndreka izy namafy igny, de nisy voa sasagny latsaka tamoron-dalana, de tonga ny vorogna ka nihinagna an'azy. \v 5 Ny vôniny hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazo ny nofon-tany tsara. Tonga de naniry, satria tsy laligna ny tany.\v 6 Ka ndreka niposaka ny môsoandro, de maigna satria tsisy vahany, ka de nalazo.