-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/38.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 38 Aveo de nisy panora-dalàna mban'ny fariseo sasasasagny namaly an'i Jesôsy de nizaka hoe: Ry Mpampianatra, magniry ny ahita famatarana avy aminao izahay."\v 39 De namaly Jesôsy ka nizaka an'iary zareo hoe: "Misy taranaka ratsy fagnahy sady mpijangajanga miharagna famatarana. Kanefa de tsisy famatarana afaka hamena anazy afa-tsy ny an'i Jaona mpaminany.\v 40 Fa kara an'i Jonah zay telo andro sy telo alina tan-kibon'ny laoka agnona be, de karan'izany koa ny hipetrahan'ny Zanak'Olona telo andro sy telo alina agnatin'ny tany.