-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/33.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 33 Amboary tsara ny kakazo de hamoa tsara zany, na amboary ratsy ny kakazo de hamoa ratsy zany, fa fantatra amin'ny vôny ny kakazo.\v 34 Anareo taranakan'ny menaragna, satria ratsy fagnahy anareo, de akory ahafanareo izaka raha tsara? Fa avy amin'ny hamarozany raha agnaty fo izakany vavany.\v 35 Ny olona tsara managna harena tsara agnaty fony de mamokatra ny tsara, fa ny olona ratsy de managna harena ratsy agnaty fony ka mamokatra ny ratsy.