-x-antambahoaka_mat_text_reg/11/23.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 23 De anareo, a Kapernaomy, de mihevitra anareo fa hasandratra an-danitra agny? Tsia, anareo ndreka de hindao hijotso agny amin'ny helo.Satria na tagny Sodoma nagnamboarana an'io asa mahagaga zay natao taminareo teto io, de mbola hotavela izany atramin'izao.\v 24 Nefa de zakaiko aminareo fa ho mora kokoa ho an'ny tanin'i Sodoma amin'ny andron'ny fitsarana toy izay aminareo.