-x-antambahoaka_mat_text_reg/11/11.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 11 Zakaiko aminareo tsara, fa amin'ny zegny nateraka viavy de tsisy lehibe ambonin'i Jaona mpagnano batisa. Nefa ny olona farany ambany amin'ny fanjakan'ny lanitra de lehibe amboniny.\v 12 Nanomboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano batisa ka hatramin'izao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lanitra, kanefa ny olona mahery setra de mangalaka an'azy an-tery vaimanta .