-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/28.txt

1 line
468 B
Plaintext
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

\v 28 Aza matahotra anny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Nefa koza, matahora anny zegny afaka magnary ny fagnahy mbanny vatagna aminny helo. \v 29 Tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? Fa mbola tsisy ndre raika amin'iary zareo aza latsaka aminny tany raha tsisy ny fahalalani Abanareo.\v 30 Fa ndre ny vi-ndrandragnanareo aza voaisa aby koa.\v 31 Aza matahotra. Misy dikany be amboninny fody maro anareo.