-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/16.txt

1 line
451 B
Plaintext
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

\v 16 Igny an, halefako kara ondry antegnantegnanny ambodia eo anareo, ka mikantia karanny menaragna sady tsy manan-tsigny karanny voromalala. \v 17 Mitandrema aminolona! Fa hagnatitra anareo aminny filan-kevitra iary zareo, sady hamango anareo aminny synagoganiary zareo. \v 18 Aveo de hindosina agnatrehanny governora mbanny mpanjaka anareo noho ny avy Aminaha, mba ho vavolombelona ho aniary zareo mbanny Jentilisa.