1 line
448 B
Plaintext
1 line
448 B
Plaintext
\v 3 Nagnino anao na mijery ny potika taom-bary bitaka agnatin'ny mason'ny rahalahinao, nefa ny andry agnatin'ny masonao tsy hitanao? \v 4 Ino mahatonga anao hizaka ny rahalahinao hoe: 'Avilay zaho hangala ny potika taom-bary agnatin'ny masonao,' nefa mbola misy andry agnatin'ny masonao?\v 5 Ry mpetsaravelatsihy! Alay eky maloaka ny andry agnaty masonao, amin'izay hitanao tsara ndreka mangala ny potika taom-bary amin'ny mason'ny rahalahinao. |