-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/25.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 25 Noho izany de zakaiko aminareo, aza matahotra mikasika ny aignanareo, zegny hoahaninareo na zegny hisotroinareo - na mikasika nu vatagnareo, zegny hosikininareo. Fa tsy agnona ambonin'ny hanina ma ny fiaignana, de ny vatagna ambonin'ny raha sikinina? \v 26 Jerevo ny vorogna amin'ny habakabakaa egny. Iary zareo io de tsy mamafy na mambely na magnangona an-tsompitra, fa ny Abanareo zay an-danitra no mamahana an'iary zareo.Tsy sarobidy ambonin'izany va arô anareo va?