-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/22.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 22 Ny maso no jiron'ny vatagna. Dikan'izany, raha tsara ny masonao, de ho feno fahazavana ny vatagna marobe. \v 23 Fa na ratsy ny masonao, de ho feno haizina ny vatagnao marobe. Dikan'izany, na mizigna ny fahazavana agnatinao ao amin'izao, magnanoakory ny hagnoasan'izany hamizignana izany! \v 24 Tsisy afaka hanompo tompo roy, fa tsy mentsy halany raika de raika teny, na tsy zany de hanolo-tegna ho raika izy de alaigna ny raika hafa. Anao de tsy afka hanompo an'Andriamanitra miaraka amin'ny harena.