-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/19.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 19 Aza magnasary ny fanagnanareo ambonin'ny tany eto, zay raten'ny kalalao sady harefisina, de hidiran'ny mangalatra an-keriny ka hangalatra. \v 20 Nefa koza, tehirizo ny fanagnanareo an-danitra agny, zay tsy raten'ny kalalao na harafesina, sady tsy hidiran'ny mpangalatra an-keriny ka hangalatra. \v 21 Fa ndregny misy ny fanagnanao, no ipetrahan'ny fonao my koa.