-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/16.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 16 Ankoatran'izay, ndreka mifady hanina anareo, aza magnano tarehy mampalahelo karan'ny atàn'ny mpetsaravelatsihy, fa magnaratsy tarehy iary zareo satria mba te ho hitan'olona fa tena mifady hanina tegnany. Zakaiko marina aminareo, fa efa nahazo ny valisoany iary zareo. \v 17 Fa anao, ndreka mifady, osory menaka ny lohanao de sasay ny tarehinao, \v 18 mba tsy hitan'ny sanagny hoe mifady hanina , fa amin'ny Abanareo za amin'ny mangingina my; de ny Abanareo zay mahita amin'ny mangingina, no hamaly soa anao.