-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/11.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 11 Ameo anay gniany ny hanina antognony ho anay. \v 12 Mamelà ny helokanay, kara ny hamelany zegny meloka taminay. \v 13 De aza mitondra anay amin'ny fakam-pagnahy, fa magnafaha anay amin'ny ratsy.'"[Fagnamarihana: Ny dika teny taloha tena tsara de mangala ny hoe: "Fa Anao ny fanjakana sy ny hery mban'ny voninahitra mandrakizay. Amen."]