-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/01.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 1 Tandremonareo tsy hagnano asan'ny fahamarinanareo agnatrehan'ny olona anareo sô de hitan'iay zareo, fa tsy ahazônareo ny valisoa avy amin'ny Abanareo an-danitra agny . \v 2 Dikan'izany ndreka mihantra anareo, de aza mitsotra trompetra magnantso olon-kafa karan'ny mpiatsara velatsihy agny am-pengonana mban'ny egny an-dalagna, satria te ho derain'olona izy. Zakaiko aminareo ny tena marina fa iary zareo de efa nahazo ny valisoany.