-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/29.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 29 Raha manafitohigna anao ny masonao ankavanana, de alay zany ka atsipio alavitra anao. Fa tsara raha ny pakilany amin'ny vatagnanao no tokony ratena fa tsy ny tegnanao marobe no atipy agny amin'ny helo. \v 30 Na manafitohignanao anao ny tagnanao ankavanana, de tapay ka atsipio lavitra menga aminao. Fa tsara ho anao raha ny pakilany raika amin'ny vatagnano no tokony very fa tsy ny tegnanao rehetra no atsipy agny amin'ny helo.