-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/25.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 25 Mevàna malaky amin'ny mpagnatoro anao raha mbola miara-dia amin'azy agny amin'ny fitsarana anao, fa sô de ny mpagnatoro anao hagnome anao amin'ny mpitsara, de ny mpitsara mety hagnome anao amin'ny manam-boninahitra, de ampidirina am-pigadrana. \v 26 Zakaiko marina aminareo, fa tsy ho afaka mivôka ao mihitsy anao mandra-pandoavanao ny vola ndregny farany bitaka amin'ny trosanao.