-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/05.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 5 Sambatra ny malemy ny fagnahy, fa iary zareo no handova ny lanitra. \v 6 Sambatra zegny mosarena sy te mangetaheta ny fahamarinana, fa ho voky iary zareo. \v 7 Sambatra ny mpamindra fo, fa hahazo famindram-po iary zareo. \v 8 Sambatra ny madio am-po, hahita an'Andriamanitra iary zareo.