-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/01.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 1 Ndreka nahita ny Fokonolona Jesôsy, de niakatra tan-tendrombohitra. Ndreka tafapetraka Izy, de nagnatogna an'Azy ny mpianatrany. \v 2 Namoa ny vavany Izy de nampianatra an'iary zareo, magnano hoe: \v 3 " Sambatra ny tsy manam-pagnahy, fa an'iary zareony fanjakan'ny lanitra. \v 4 Sambatra ny misaona, fa hampiononina iary zareo.