-x-antambahoaka_mat_text_reg/04/01.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 1 \v Aveo Jesôsy de nandaon'ny Fanahy ho amin'ny tany tsisy raha mba halain'ny devoly fagnahy.\v 2 Ndreka avy nifady hanina efapolo andro, efapolo alina Izy, de mosarena.\v 3 Nagnatogna an'Azy ny mpangala fagnahy de nizaka tamin'Azy hoe: "Na zanak'Andriamanitra tegnany Anao, de zakay hanjary mofo vato itôgny." \v 4 De namaly Jesôsy ka nizaka hoe: "Vôsoratra hoe: 'Tsy mofo foatsiny hiveloman'olona fa zegny raha marobe zakain'ny vavan'Andriamanitra."