-x-antambahoaka_mat_text_reg/03/10.txt

1 line
561 B
Plaintext

\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Izaho de magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana fotsiny. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka na de izaho aza de tsy tokony hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo.\v 12 Efa an-tagnany egny gny raha fagnavahana sady handiovana ny famoloany mba hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''