-x-antambahoaka_mat_text_reg/01/24.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 24 Ndreka taitra tamin'ny torimasony Josefa de nagnatanteraka an'ny raha zegny nandidian'ny anjelin'ny Tompo an'azy ka nangalaka an'azy ho vadiny.\v 25 Kanefa tsy niaraka taminazy izy mandra-pahaterakany zaza lilahy. De nataony hoe Jesôsy ny agnarany.