-x-antambahoaka_mat_text_reg/01/22.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 22 Io raha maro be io de nitranga aby mba hahatanteraka gny raha nizakain'ny Tompo tamin'ny mpaminany, magnano hoe : \v 23 "Igny an, hobevohoka ny virijiny ka hiteraka zaza lilahy, de hataon'iary zareo hoe Imanoela ny agnarany" -raha adika de hoe :"Amintsena Andriamanitra."