-x-antambahoaka_mat_text_reg/01/01.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 1 Ny bokin'ny razagnan'i Jesôsy Kristy zanak'i Davida zanak'i Abrahama.\v 2 Abrahama iaban'Isaka, de Isaka iaban'i Jakoba, de Jakoba iaban'i Joda mban'ny rahalahiny.\v 3 Joda iaban'i Fareza izy amin'i Zara avy tamin'i Tamara, de Fareza iaban'i Hezrona, de Hezrona iaban'i Rama.