\v 65 Nizaka pilato tamin'iary zareo hoe: "Mangala mpiambigna. Mandiana de ambeno tsara araka zay vitanareo zany." \v 66 De nandeha iary zareo Ka niambigna ny fasagna, nagnisy tombokase ny vato sady nametraka ny mpiambina.