\v 30 Nandoran'iary zareo Izy, sady nalain'iary zareo ny tangala de namangovangoan'Azy tamin'ny lohany.\v 31 Ndreka avy nagnaraby Azy iary zareo, de nangala ny akanjo lavany sady nampagnatao an'Azy ny fitafeny, de nitondra an'Azy nivĂ´ka mba hamantsika an'Azy amin'ny hazofijalena.