\v 47 Na koa, ny fanjakan'ny lanitra de ôtra ny harato zay natsipy tan-dranomasina, ka nagnotroka an'iregny karazan-draha-managn'aigna marobe. \v 48 Ndreka feno zany, de nisintognin'ny mpagnarato ho eo amoron-dranomasina. Aveo izy nipetraka ka nagnotroka ny raha tsara ho ao amin'ny plasiny, fa ndregny tsy ilaina koza de nareny.