\v 33 Aveo Jesôsy nizaka fagnoharana hafa. " Ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lalivay zay nalain'ny viavy raika ka nafangarony tamina lafarinina intelo ny fagnaranana mandra-piakatry ny fatônany koba iaby."