Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; de ny tadigninareo, satria maregny. Zakaiko marina aminareo fa mpaminagny sy olo-marina maro no tehahita ny raha zay hitanareo, nefa tsy nahita an'ireo.De mba te haregny ny raha zay regninareo izy, nefa de tsy naregny.