\v 1 Tamin'ny andro zany Jesôsy de nandea nivôka ny tragno de nipetraka tamorondrano masina.\v 2 Nisy fokonolona marobe nitangorogna nanodidigna Anazy, kade niditra tan-dakana Izy de nipetraka tao, raha nitsangana tamoron-dranomasina koza ny fokonolona marobe.