\v 13 Aveo Jesôsy avy tagny Galilia ka tonga teo amin'ny tegnaranon'i Jordana mba ho ataon'i Jaona batisa.\v 14 Nefa Jaona de niezaka nisakana an'azy, nagnano hoe: "Izaho no tokony atônao batisa, ka anao koa va no magnatogna anahy?"\v 15 Jesôsy namaly de nizaka hoe: " Ekeo zany amin'ny zao, fa zao no mety amintsena mba hatanteraka ny fahamarinana marobe.' Aveo Jaona nagneky an'Azy