\v 4 I Jaona de nagnatao lamba volon-drameva sy fehikibo hoditra tamin'ny andilagnany. Valala mbana tintely remby no fohaniny.\v 5 Ka Jerosalema, Jodia manontolo, amban'ny faritra marobe magnodidigna an'ny tegnaranon'i Jordana de nagnatogna an'azy.\v 6 De nataony batisa tegny amin'ny tegnarano Jordana iary zareo, ndreka nagneky ny fahotany.