\v 1 Ndreka avy nitory teny Jesôsy, negna tagny Galilia Izy, de nandea tagny amin'ny faritr'i Jodia tagnilany tegnaranon'ny Jordana.\v 2 Fokonolona maro no nagnaraka an'Azy, ka nagnafaka an'iary zareo tagny Izy.