\v 34 Ka ndreka regnin'ny Fariseo ny nampanginan'i Jesôsy an'ny sadoseo, de nitambatra raika iary zareo. \v 35 Ny raika tamin'iary zareo de mpahay lalàna, nametraka fagnotanena tamin'Azy hoe:\v 36 "Ry mpampianatra, ino no lebe indrindra amin'ny didy ao amin'ny lalàna?"