\v 18 Nefa fatatr'i Jesôsy ny faharatseny ka nizaka hoe: "Magnino na mitsapa Anaha anareo, ry mpiatsaravelatsihy?\v 19 Atoroy Anaha ny vola amin'ny hetra." Aveo nitondra denaria tamin'Azy iary zareo.