\v 14 Ndreka niditra tan-dragnon'i Petera Jesôsy, de nahita ny rafozam-bavin'i Petera nandry nararin'ny arikoditra Izy.\v 15 Nikasihin'i Jesôsy ny tagnàny, ka negna tamin'azy ny arikoditra. De nitsangana izy sady nanomboka nagnome hanina an' Azy.