\v 14 Fa ndreka mamela ny hadisôn'olona anareo, de hamela anareo my koa ny Abanareo zay an-danitra agny. \v 15 Fa ndreka tsy mamela ny hadisôn'iary zareo anareo, de tsy hamela ny hadisônareo mihintsy ny Abanareo.