diff --git a/15/01.txt b/15/01.txt index 14bb8b9b..ee0d4a9e 100644 --- a/15/01.txt +++ b/15/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Avyeo de nisy Fariseo sy mpanora-dalàna sanasanagny avy agny Jerosalema nagnantogna an'i Jesôsy. De nagnano iary zareo hoe: \v 2 "Nagnino ny mpianatranao no mandika ny fomban-drazagna ny zoky olona? Fa tsy manasa tagnana iary zareo alohan'ny hihinagna." \v 3 Namaly Izy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka nagnino arika anareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra avy amin'ny fomban-drazagnanareo? \ No newline at end of file +\v 1 Avieo de nisy Fariseo sy mpanora-dalàna sanasanagny avy agny Jerosalema nagnantogna an'i Jesôsy. De nagnano iary zareo hoe: \v 2 "Nagnino ny mpianatranao no mandika ny fomban-drazagna ny zoky olona? Fa tsy manasa tagnana iary zareo alohan'ny hihinagna." \v 3 Namaly Izy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka nagnino arika anareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra avy amin'ny fomban-drazagnanareo? \ No newline at end of file