diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index ed94e168..3a3901f6 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy ta Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Herôda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilahy manam-pahalalana avy agny atsignanana nizaka hoe: \v 2 "Aza ma i Mpanjakan'ny Jiosy vô teraka zany? Nahita kintana avy egny atsignanana zahay de tonga mba hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'zany Herôda mpanjaka, de nangorohoro izy, mban'ny Jerosalema maro be niaraka tamin'azy. \ No newline at end of file +\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy ta Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Herôda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilahy manam-pahalalana avy agny atsignanana nizaka hoe: \v 2 "Aza ma i Mpanjakan'ny Jiosy vô teraka zany? Fa nahita kintana avy egny atsignanana zahay de tonga mba hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'zany Herôda mpanjaka, de nangorohoro izy, mban'ny Jerosalema maro be niaraka tamin'azy. \ No newline at end of file