auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 13:32:41 +03:00 committed by root
parent 15135fbeff
commit f1de196a88
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 Nandeha nitety ny tanàn-dehibe mban'ny vohitra maro be Jesôsy. Nanohy nampianatra tagny amin'ny fiangonan'iary zareo Izy, nitory filazantsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka ny karazan'aretina maro be sy iregny karazana fahararena maro.\v 36 Ndreka nahita an'iregny fokonolona Izy, de nanagna fangoraham-po tamin'iary zareo, satria nagnay sy ketraka iary zareo. Kara ny ondry tsisy mpiambina iary zareo.
\v 35 Nandeha nitety ny tanàn-dehibe mban'ny vohitra maro be Jesôsy. Nanohy nampianatra tagny amin'ny fiangonan'iary zareo Izy, nitory filazantsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka ny karazan'aretina maro be mban'ny karazana fahararena maro.\v 36 Ndreka nahita an'iregny fokonolona Izy, de nanagna fangoraham-po tamin'iary zareo, satria nagnay sy ketraka iary zareo. Kara ny ondry tsisy mpiambina iary zareo.